Monsieur Jérémie Gordien Ravahimanana, Consul Honoraire de Madagascar Grand-Ouest
Monsieur Guillaume Ravahimanana Député Miarinarivo, président de la commission des affaires étrangères
Ont la douleur de vous annoncer le décès de notre grand-mère et mère Ravahimanana Hélène hier soir 28 mars 2016 dans ses 85ans à Dennonville France.
Le déroulement de la cérémonie du rapatriement du corps vous sera communiqué ultérieurement.

 

Ny razana dia ho tonga eny Ivato ny alahady 3
Aprily 2016 @ny 5 ora hariva, ary havantana
ao an-tranony Lot VF 99 Ankorahotra.
Atao veloma farany ao @ny Fiangonana Katolika
Masina Maria Mpajankan’Iraivo Ankadivato ho
fisaorana an-Andriamanitra ny Alarobia ny
Alarobia 6 Aprily 2016 @ny 12 ora30 atoandro
alohan’ny hamaetrahana azy ao @ny fasan-
drazanany ao Tsiafahy Ambatofotsy-Gara.

« Handry amin-pidanana aho, fa Hianaon ry
Iaveh, dia Hianao irery no mampitoetra ahy
tsy amin’ahiahy » Salami IV, 9

————–

Les obsèques de notre grand-mère et mère Ravahimanana Hélène seront célébrées le 6 Avril 2016 à 12h30 dans l’Eglise Catholique Sainte Marie
Mpajankan’Iraivo Ankadivato avant l’inhumation à Tsiafahy Ambatofotsy-Gara.

Share This